|
|
|
|

Teny iditra1 indray mahamasa-patsa
Singan-teny  2indray, 3mahamasaka, 4patsa
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6halavampotoana mitovy amin' ny ahamasahan' ny patsa andrahoina (eo amin' ny fahefatr' adiny eo). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7le temps nécessaire à la cuisson des chevrettes.
8Environ un quart d'heure.. [2.415]
Voambolana  9 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12